Numbers 23:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Balama tamin’i Balaka: Mijoroa eto anilan’ny fanatitra dorana manontolo atolotrao, fa izaho dia hankerỳ hihaona amin’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Balaama tamin’i Balàka: «Mitoera ianao eto anilan’ny sorona doranao; fa izaho handeha arỳ hihaona amin’i Iaveh.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy i Balahama tamin’i Balàka: –Mijanòna eto akaikin’ny sorona dorana manontolo natolotrao, fa izaho hankerỳ hihaona amin’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy izy tamin'i Balaka: Mitoera eto anilan'ny fanatitra doranao, fa izaho hankerỳ hihaona amin'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Balama tamin’i Balaka: Mijoroa eto anilan’ny fanatitra dorana manontolo atolotrao, fa izaho dia hankerỳ hihaona amin’NY TOMPO.
malagasy
Dia hoy izy tamin'i Balaka: Mitoera eto anilan'ny fanatitra doranao, fa izaho hankerỳ hihaona amin'i Jehovah.