Numbers 23:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary NY TOMPO nitsena an’i Balama dia nanisy teny teo am-bavany hoe: Miverena mankeo amin’i Balaka ary izany no holazainao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia tonga nihaona tamin’i Balaama i Iaveh ka nanisy teny tao am-bavany, ary nilaza hoe: «Miverena any amin’i Balàka, ka izao sy izao no holazainao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nisehoan’ny TOMPO i Balahama ka nilazany izay teny hampitainy amin’i Balàka; ary nasainy hiverina any amin’ny mpanjaka izy mba hanambara izany aminy.
Malagasy Bible 1865
Ary Jehovah nihaona tamin'i Balama, dia nanisy teny teo am-bavany ka nanao hoe: Miverena mankeo amin'i Balaka ary izany no holazainao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary NY TOMPO nitsena an’i Balama dia nanisy teny teo am-bavany hoe: Miverena mankeo amin’i Balaka ary izany no holazainao.
malagasy
Ary Jehovah nihaona tamin'i Balama, dia nanisy teny teo am-bavany ka nanao hoe: Miverena mankeo amin'i Balaka ary izany no holazainao.