Numbers 23:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nilaza ny oha-teniny i Balama hoe: Mitsangàna, ry Balaka, ka mandrenesa! Atongilano amiko ny sofinao, ry zanak’i Zipora!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary i Balaama nilaza ny lahateniny ka nanao hoe: «Mitsangàna, ry Balàka, ka mihainoa, Mampandria sofina, ry zanak’i Sefôra:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nanao izao tononkalo manaraka izao indray i Balahama: «Mitsangàna, ry Balàka zanakalahin’i Tsipôra, atongilano amiko ny sofinao, ka mihainoa.
Malagasy Bible 1865
Dia nanao oha-teny Balama ka nilaza hoe: Mitsangàna,, ry Balaka, ka mandrenesa; Atongilano amiko ny sofinao, ry zanak'i Zipora;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nilaza ny oha-teniny i Balama hoe: Mitsangàna, ry Balaka, ka mandrenesa! Atongilano amiko ny sofinao, ry zanak’i Zipora!
malagasy
Dia nanao oha-teny Balama ka nilaza hoe: Mitsangàna,, ry Balaka, ka mandrenesa; Atongilano amiko ny sofinao, ry zanak'i Zipora;