Numbers 23:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia narahin’i Balaka izay efa nolazain’i Balama; ary nanolotra vantotra ombilahy iray sy ondrilahy iray teo ambonin’ny alitara tsirairay i Balaka sy i Balama ho fanatitra dorana manontolo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nataon’i Balàka izay nolazain’i Balaama, ary samy nanateran’i Balàka sy i Balaama vantotr’ombalahy iray sy ondralahy iray avy teo ambonin’ny ôtely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nataon’i Balàka izay nolazain’i Balahama; avy eo izy roa lahy dia niara-nanatitra vantotr’ombilahy sy ondrilahy iray isan’alitara.
Malagasy Bible 1865
Dia narahin'i Balaka izay efa nolazain'i Balama; ary Balaka sy Balama nanatitra vantotr'ombilahy sy ondrilahy iray avy teo ambonin'ny isan'alitara.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia narahin’i Balaka izay efa nolazain’i Balama; ary nanolotra vantotra ombilahy iray sy ondrilahy iray teo ambonin’ny alitara tsirairay i Balaka sy i Balama ho fanatitra dorana manontolo.
malagasy
Dia narahin'i Balaka izay efa nolazain'i Balama; ary Balaka sy Balama nanatitra vantotr'ombilahy sy ondrilahy iray avy teo ambonin'ny isan'alitara.