Numbers 23:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro, ny hitahy no nomena hataoko; ary efa nitahy Izy ka tsy mahaova izany aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Indro efa nahazo teny hitso-drano aho; Izy efa nitso-drano, ka tsy hanova izany aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Efa nekeko ny hitsodrano ity vahoaka ity; ary efa nitsodrano azy rahateo ny TOMPO ka tsy afaka hanova na inona na inona aho.
Malagasy Bible 1865
Indro, ny hitahy no efa azoko; ary efa nitahy Izy, ka tsy mahova izany aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro, ny hitahy no nomena hataoko; ary efa nitahy Izy ka tsy mahaova izany aho.
malagasy
Indro, ny hitahy no efa azoko; ary efa nitahy Izy, ka tsy mahova izany aho.