Numbers 23:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy mahita faharatsiana eo amin’i Jakoba Izy ary tsy mahatsikaritra fahoriana eo amin’Israely; NY TOMPO Andriamaniny no momba azy; hoby fanao amin’andriana no re eo aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy mahita faharatsiana amin’i Jakôba Izy, tsy mahita tsy fahamarinana amin’i Israely. I Iaveh Andriamaniny no momba azy; Fihobiana mpanjaka no manakoako ao aminy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy nahita tsiny tamin’ny taranak’i Jakôba ny TOMPO na faharatsiana teo amin’ny vahoaka israelita. Ny Tompo Andriamaniny no momba azy, ka anaovany fihobiana toy ny mpanjakany.
Malagasy Bible 1865
Tsy mijery faharatsiana eo amin'i Jakoba Izy. Ary tsy mahita fahoriana eo amin'ny Isiraely; Jehovah Andriamaniny no nomba azy, Ary hoby fanao amin'andriana no re eo aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy mahita faharatsiana eo amin’i Jakoba Izy ary tsy mahatsikaritra fahoriana eo amin’Israely; NY TOMPO Andriamaniny no momba azy; hoby fanao amin’andriana no re eo aminy.
malagasy
Tsy mijery faharatsiana eo amin'i Jakoba Izy. Ary tsy mahita fahoriana eo amin'ny Isiraely; Jehovah Andriamaniny no nomba azy, Ary hoby fanao amin'andriana no re eo aminy.