Numbers 23:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Noentin’Andriamanitra nivoaka avy tany Ejipta izy ary manan-kery toy ny ombimanga.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Andriamanitra no namoaka azy avy tany Ejipta, Ary manan-kery toy ny ombimanga izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nentin’Andriamanitra niala tany Ejipta izany vahoaka izany ka manan-kery tsy hay tohaina tahaka ny an’ny omby dia.
Malagasy Bible 1865
Nentin'Andriamanitra nivoaka avy tany Egypta izy, ary manan-kery toy ny ombimanga,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Noentin’Andriamanitra nivoaka avy tany Ejipta izy ary manan-kery toy ny ombimanga.
malagasy
Nentin'Andriamanitra nivoaka avy tany Egypta izy, ary manan-kery toy ny ombimanga,