Numbers 23:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro, firenena mitsangana toy ny liom-bavy sy miarina toy ny liona; tsy handry izy mandra-pihinany haza sy mandra-pisotrony ny ran’ny voavono.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Indro firenena miarina toy ny liom-bavy, Sy mitsangana mova tsy ny liona! Tsy mandry izy raha tsy efa nihinana ny hazany, Sy efa nisotro ny ran’ny voaratra.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Indro io vahoaka io fa mitsangana toy ny bibidia masiaka, ary mijoro tahaka ny liona, izay tsy mandry raha tsy voky remby sy mamon’ny ran’ny biby voahazany.»
Malagasy Bible 1865
Indro, firenena mitsangana toy ny liom-bavy sy miarina toy ny liona; tsy handry izy mandra-pihinany toha sy mandra-pisotrony ny ran'ny voavono.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro, firenena mitsangana toy ny liom-bavy sy miarina toy ny liona; tsy handry izy mandra-pihinany haza sy mandra-pisotrony ny ran’ny voavono.
malagasy
Indro, firenena mitsangana toy ny liom-bavy sy miarina toy ny liona; tsy handry izy mandra-pihinany toha sy mandra-pisotrony ny ran'ny voavono.