Numbers 23:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Balaka tamin’i Balama: Rehefa tsy hanozona azy ihany ianao dia aza mitsodrano azy!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Balàka tamin’i Balaama: «Aza manozona azy, ary aza mitso-drano azy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Balàka tamin’i Balahama: –Rehefa tsy hanozona ny Israelita ianao, dia aoka mba tsy hitsodrano azy kosa!
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Balaka tamin'i Balama: Aza manozona na mitso-drano azy akory
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Balaka tamin’i Balama: Rehefa tsy hanozona azy ihany ianao dia aza mitsodrano azy!
malagasy
Dia hoy Balaka tamin'i Balama: Aza manozona na mitso-drano azy akory