Numbers 23:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa namaly an’i Balaka kosa i Balama hoe: Tsy efa nilaza taminao va aho hoe: Izay rehetra holazain’NY TOMPO ihany no hataoko?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy ny navalin’i Balaama an’i Balàka nanao hoe: «Moa tsy efa niteny taminao va aho nanao hoe: izay lazain’i Iaveh, hataoko avokoa?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy ny navalin’i Balahama azy: –Moa tsy efa niteny taminao ve aho fa izay rehetra holazain’ny TOMPO ihany no hataoko?
Malagasy Bible 1865
Fa namaly kosa Balama ka nanao tamin'i Balaka hoe; Tsy efa nilaza taminao va aho ka nanao hoe: Izay rehetra holazain'i Jehovah, izany no hataoko?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa namaly an’i Balaka kosa i Balama hoe: Tsy efa nilaza taminao va aho hoe: Izay rehetra holazain’NY TOMPO ihany no hataoko?
malagasy
Fa namaly kosa Balama ka nanao tamin'i Balaka hoe; Tsy efa nilaza taminao va aho ka nanao hoe: Izay rehetra holazain'i Jehovah, izany no hataoko?