Numbers 23:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Balaka tamin’i Balama: Andeha hoentiko amin’ny toerana hafa indray ianao; angamba ho sitrak’Andriamanitra ny hanozonanao azy avy any!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy i Balàka tamin’i Balaama: «Andeha àry ianao hoentiko any amin’ny toeran-kafa, fa angamba ho sitrak’Andriamanitra ny hanozonanao azy any.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy koa i Balàka tamin’i Balahama: –Andao fa hoentiko any amin’ny toeran-kafa indray ianao; angamba hoeken’Andriamanitra amin’izay ny hanozonanao io vahoaka io any.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Balaka tamin'i Balama: Andeha ho entiko any amin'izay tany hafa ianao; angamba ho sitrak'Andriamanitra ny hanozonanao azy any ho ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Balaka tamin’i Balama: Andeha hoentiko amin’ny toerana hafa indray ianao; angamba ho sitrak’Andriamanitra ny hanozonanao azy avy any!
malagasy
Dia hoy Balaka tamin'i Balama: Andeha ho entiko any amin'izay tany hafa ianao; angamba ho sitrak'Andriamanitra ny hanozonanao azy any ho ahy.