Numbers 23:28 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary noentin’i Balaka ho ao an-tampon’i Peora, izay manatrika ny tany efitra, i Balama.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nentin’i Balàka i Balaama ho any an-tampon’i Fogôra izay manerinerina amin’ny efitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nentin’i Balàka i Balahama ho eo an-tampon’i Pehôra izay manoloana ny taniefitra.
Malagasy Bible 1865
Ary Balama dia nentin'i Balaka ho ao an-tampon'i Peora, izay manatrika ny efitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary noentin’i Balaka ho ao an-tampon’i Peora, izay manatrika ny tany efitra, i Balama.
malagasy
Ary Balama dia nentin'i Balaka ho ao an-tampon'i Peora, izay manatrika ny efitra.