Numbers 23:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Balama tamin’i Balaka: Manorena alitara fito eto ho ahy ka manamboara vantotra ombilahy fito sy ondrilahy fito.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Balaama tamin’i Balàka: «Anangano ôtely fito eto aho, ary manomàna eto ombalahy fito sy ondralahy fito koa.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy i Balahama tamin’i Balàka: –Manangana alitara fito eto ho ahy ary manomàna vantotr’ombilahy fito sy ondrilahy fito eo.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Balama tamin'i Balaka: Manorena alitara fito eto ho ahy, ka manamboara vantotr'ombilahy fito sy ondrilahy fito.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Balama tamin’i Balaka: Manorena alitara fito eto ho ahy ka manamboara vantotra ombilahy fito sy ondrilahy fito.
malagasy
Dia hoy Balama tamin'i Balaka: Manorena alitara fito eto ho ahy, ka manamboara vantotr'ombilahy fito sy ondrilahy fito.Ary Balaka dia nanao araka izay efa nolazain'i Balama ka nanatitra vantotr'ombilahy, sy ondrilahy iray avy teo ambonin'ny isan'alitara.