Numbers 23:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary NY TOMPO nanisy teny teo am-bavan’i Balama ka niteny hoe: Miverena any amin’i Balaka ka toy izany no holazainao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nanisy teny tao am-bavan’i Balaama i Iaveh sy nanao taminy hoe: «Miverena any amin’i Balàka, ka izao sy izao lazaina aminy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanisy teny tao am-bavan’i Balahama ny TOMPO, ary dia nanasa azy hiverina any amin’ny mpanjaka mba hilaza izany aminy.
Malagasy Bible 1865
Ary Jehovah nanisy teny teo am-bavan'i Balama ka nanao hoe: Miverena any amin'i Balaka, ary izany no holazainao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary NY TOMPO nanisy teny teo am-bavan’i Balama ka niteny hoe: Miverena any amin’i Balaka ka toy izany no holazainao.
malagasy
Ary Jehovah nanisy teny teo am-bavan'i Balama ka nanao hoe: Miverena any amin'i Balaka, ary izany no holazainao.