Numbers 23:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niverina tany amin’i Balaka izy ary indro, nijoro teo anilan’ny fanatitra dorany izy, dia izy sy ireo andriandahin’i Moaba rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niverina nankany aminy izy, ka inty i Balàka sy ireo andriandahin’i Moaba nitoetra teo anilan’ny sorona dorany;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niverina tany amin’i Balàka izy, ka nahita azy nijoro teo akaikin’ny sorona nataony sady tafaraka tamin’ireo olo-mana-kaja môabita rehetra.
Malagasy Bible 1865
Dia niverina tany amin'i Balaka izy, ary, indreo, teo anilan'ny fanatitra dorany izy sy ireo andriandahin'i Moaba rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niverina tany amin’i Balaka izy ary indro, nijoro teo anilan’ny fanatitra dorany izy, dia izy sy ireo andriandahin’i Moaba rehetra.
malagasy
Dia niverina tany amin'i Balaka izy, ary, indreo, teo anilan'ny fanatitra dorany izy sy ireo andriandahin'i Moaba rehetra.