Numbers 24:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa hitan’i Balama fa sitraky NY TOMPO ny hitahy ny Israely dia tsy nandeha hanao sikidy tahaka ny teo aloha intsony izy fa nitodika nanatrika ny tany efitra fotsiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hitan’i Balaama fa ny hitso-drano an’i Israely no sitrak’i Iaveh ka tsy nandeha hizaha famantarana avy amin’ny fanandroana toy ny teo intsony izy, fa natodiny ny tavany hanatrika ny efitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hitan’i Balahama fa sitraky ny TOMPO ny hitsodrano an’ireo Israelita, dia tsy nandeha nisikidy toy ny teo aloha intsony izy, fa nitodika kosa nanatrika ny tany taniefitra fotsiny.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa hitan'i Balama fa sitrak'i Jehovah ny hitahy ny Isiraely, dia tsy nandeha tahaka ny teo hanao sikidy intsony izy, fa nitodika nanatrika ny efitra fotsiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa hitan’i Balama fa sitraky NY TOMPO ny hitahy ny Israely dia tsy nandeha hanao sikidy tahaka ny teo aloha intsony izy fa nitodika nanatrika ny tany efitra fotsiny.
malagasy
Ary rehefa hitan'i Balama fa sitrak'i Jehovah ny hitahy ny Isiraely, dia tsy nandeha tahaka ny teo hanao sikidy intsony izy, fa nitodika nanatrika ny efitra fotsiny.