Numbers 24:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa ankehitriny, mandosira ho any amin’ny fonenanao ianao! Efa nilaza aho hoe: Hanome voninahitra anao tokoa aho; kanefa indro NY TOMPO efa nisakana anao tsy hahazo voninahitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa ankehitriny mandosira any aminao. Efa nilaza hanome voninahitra anao be dia be aho, fa indro kosa ampanalavirin’i Iaveh anao ny voninahitra.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho izany, dia mandehana mody any amin’ny taninao any! Nampanantena aho ny hanome voninahitra mitafotafo anao, nefa indro ny TOMPO fa nisakana ny hahazoanao izany.
Malagasy Bible 1865
Koa ankehitriny, mandosira ho any amin'ny fonenanao ianao. Hoy izaho teo: Hanome voninahitra anao tokoa aho; fa, indro, Jehovah efa nisakana anao tsy hahazo voninahitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa ankehitriny, mandosira ho any amin’ny fonenanao ianao! Efa nilaza aho hoe: Hanome voninahitra anao tokoa aho; kanefa indro NY TOMPO efa nisakana anao tsy hahazo voninahitra.
malagasy
Koa ankehitriny, mandosira ho any amin'ny fonenanao ianao. Hoy izaho teo: Hanome voninahitra anao tokoa aho; fa, indro, Jehovah efa nisakana anao tsy hahazo voninahitra.