Numbers 24:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Balama tamin’i Balaka: Moa tsy efa nilaza tamin’ireo irakao izay nirahinao tany amiko va aho hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy ny navalin’i Balaama an’i Balàka: «Tsy efa voalazako tamin’ny iraka nalefanao tany amiko va, fa hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Balahama tamin’i Balàka: –Efa voalazako tamin’ireo iraka nalefanao tany amiko
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Balama tamin'i Balaka: Moa tsy efa nilaza tamin'ny irakao izay nirahinao tamiko va aho ka nanao hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Balama tamin’i Balaka: Moa tsy efa nilaza tamin’ireo irakao izay nirahinao tany amiko va aho hoe:
malagasy
Dia hoy Balama tamin'i Balaka: Moa tsy efa nilaza tamin'ny irakao izay nirahinao tamiko va aho ka nanao hoe: