Numbers 24:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Na dia homen’i Balaka volafotsy sy volamena eran’ny tranony aza aho dia tsy mahazo manoatra ny didin’NY TOMPO, na hanao soa na hanao ratsy avy amin’ny saiko, fa izay holazain’NY TOMPO ihany no holazaiko?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Na dia homen’i Balàka volafotsy sy volamena eran’ny tranony aza aho, dia tsy hahazo mandika ny tenin’i Iaveh, ka hanao na inona na inona, na soa na ratsy amin’ny nahim-poko, fa izay holazain’i Iaveh ihany no holazaiko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa na dia homenao volafotsy sy volamena mahafeno ny tranonao aza aho, dia tsy afaka handika ny didin’ny TOMPO ka hitondra soa na loza araka izay nahim-poko; fa izay holazain’ny TOMPO ihany no holazaiko.
Malagasy Bible 1865
Na dia homen'i Balaka volafotsy sy volamena eran'ny tranony aza aho, dia tsy mahazo manoatra ny didin'i Jehovah, na hanao soa, na hanao ratsy, avy amin'ny saiko; izay holazain'i Jehovah ihany no holazaiko?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Na dia homen’i Balaka volafotsy sy volamena eran’ny tranony aza aho dia tsy mahazo manoatra ny didin’NY TOMPO, na hanao soa na hanao ratsy avy amin’ny saiko, fa izay holazain’NY TOMPO ihany no holazaiko?
malagasy