Numbers 24:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ankehitriny, indro, handeha ho any amin’ny fireneko aho, dia aoka aho hampahafantatra anao ny amin’izay hataon’ity firenena ity amin’ny vahoakanao amin’ny andro ho avy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary indro handeha ho any amin’ny fireneko aho izao; koa etsy ianao, hilazako rahateo izay hataon’ity vahoaka ity amin’ny vahoakanao, any aoriana any.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
koa ankehitriny, handeha aho hody any amin’ny fireneko. Nefa alohan’izany, dia avia fa tiako hampahafantarina anao izay hataon’ny Israelita amin’ny vahoakanao indray andro any.
Malagasy Bible 1865
Ary ankehitriny, indro, efa handeha ho any amin'ny fireneko aho, dia aoka hananatra anao aho ny amin'izay hataon'ity firenena ity amin'ny vahoakanao any am-parany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ankehitriny, indro, handeha ho any amin’ny fireneko aho, dia aoka aho hampahafantatra anao ny amin’izay hataon’ity firenena ity amin’ny vahoakanao amin’ny andro ho avy.
malagasy
Ary ankehitriny, indro, efa handeha ho any amin'ny fireneko aho, dia aoka hananatra anao aho ny amin'izay hataon'ity firenena ity amin'ny vahoakanao any am-parany.