Numbers 24:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nilaza ny oha-teniny izy hoe: Hoy i Balama, zanak’i Beora, dia ny lehilahy izay nampahiratina ny masony;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nilaza ny lahateniny i Balaama ka nanao hoe: «Faminanian’i Balaama zanak’i Beôra, Faminanian’ny lehilahy voakimpy ny masony,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nanao izao tononkalo manaraka izao i Balahàma: «Teny hentitr’i Balahama, zanakalahin’i Behôra, teny hentitry ny lehilahy matsilo fijery
Malagasy Bible 1865
Dia nanao oha-teny izy ka nilaza hoe: Hoy Balama, zanak'i Beora, dia ny lehilahy izay voakimpy ny masony;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nilaza ny oha-teniny izy hoe: Hoy i Balama, zanak’i Beora, dia ny lehilahy izay nampahiratina ny masony;
malagasy
Dia nanao oha-teny izy ka nilaza hoe: Hoy Balama, zanak'i Beora, dia ny lehilahy izay voakimpy ny masony;