Numbers 24:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Avy amin’i Jakoba no isehoan’Izay hanapaka ka handringana izay sisa tao an-tanàna.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Misy mpifehy avy amin’i Jakôba, Ka haringany eny an-tanàna ny sisa tavela.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa misy mpanapaka hiseho avy amin’ny taranak’i Jakôba ka handringana ny sisa velona afa-mandositra avy ao Sehîra.»
Malagasy Bible 1865
Ary avy amin'i Jakoba no isehoan'Izay hanapaka ka handringana izay sisa avy ao an-tanàna.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Avy amin’i Jakoba no isehoan’Izay hanapaka ka handringana izay sisa tao an-tanàna.
malagasy
Ary avy amin'i Jakoba no isehoan'Izay hanapaka ka handringana izay sisa avy ao an-tanàna.