Numbers 24:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia natopin’i Balama ny masony ka nahita ny Israely mitoby araka ny fokony avy izy. Ary ny Fanahin’Andriamanitra tonga tamin’i Balama.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nony natopiny ny masony, dia nahita an’i Israely nitoby isam-pokony izy, ary notsindrian’ny Fanahin’Andriamanitra izy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa niandrandra i Balahama, dia nahita ireo Israelita nitoby isaky ny fokony avy; ary notsindrian’ny Fanahin’Andriamanitra izy,
Malagasy Bible 1865
Dia natopin'i Balama ny masony, ka nahita ny Isiraely mitoby araka ny fireneny izy; ary ny Fanahin'Andriamanitra tonga tamin'i Balama.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia natopin’i Balama ny masony ka nahita ny Israely mitoby araka ny fokony avy izy. Ary ny Fanahin’Andriamanitra tonga tamin’i Balama.
malagasy
Dia natopin'i Balama ny masony, ka nahita ny Isiraely mitoby araka ny fireneny izy; ary ny Fanahin'Andriamanitra tonga tamin'i Balama.