Numbers 24:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nahita ny Amalekita koa izy dia nilaza ny oha-teniny hoe: Voalohany tamin’ny Jentilisa i Amaleka, kanefa ho lany ringana ny hiafarany!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nahita an’i Amaleka i Balaama ka nilaza ny lahateniny nanao hoe: «I Amaleka no voalohany amin’ny firenena, Fa ho lany ringana no hiafarany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nahita ny Hamalekita i Balahama ka nanonona izao teny izao: «Ny Hamalekita no lohalaharana amin’ny hafa firenena rehetra; fa ho lany ringana no hiafaràny.»
Malagasy Bible 1865
Ary nahita ny Amalekita izy, dia nanao oha-teny hoe: Voalohany tamin'ny jentilisa Amaleka, fa ho lany ringana no hiafarany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nahita ny Amalekita koa izy dia nilaza ny oha-teniny hoe: Voalohany tamin’ny Jentilisa* i Amaleka, kanefa ho lany ringana ny hiafarany!
malagasy
Ary nahita ny Amalekita izy, dia nanao oha-teny hoe: Voalohany tamin'ny jentilisa Amaleka, fa ho lany ringana no hiafarany.