Numbers 24:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nahita ny Kenita izy dia nilaza ny oha-teniny hoe: Mafy orina ny fonenanao ary natao eo amin’ny vatolampy ny akaninao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nahita ny Kineanina i Balaama, ka nilaza ny lahateniny nanao hoe: «Mafy orina ny fonenanao, Voapetraka ambonin’ny vatolampy ny akaninao;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nahita ny Kenita koa i Balahàma ka nanonona izao teny izao: «Mafy orina ny fonenanareo, ry Kenita, ka azo antoka tahaka ny akanim-borona izay voavoatra ambony vatolampy.
Malagasy Bible 1865
Ary nahita ny Kenita izy, dia nanao oha-teny hoe: Mafy orina ny fonenanao, ary atao ao amin'ny vatolampy ny akaninao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nahita ny Kenita izy dia nilaza ny oha-teniny hoe: Mafy orina ny fonenanao ary natao eo amin’ny vatolampy ny akaninao.
malagasy
Ary nahita ny Kenita izy, dia nanao oha-teny hoe: Mafy orina ny fonenanao, ary atao ao amin'ny vatolampy ny akaninao.