Numbers 24:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niainga i Balama ka lasa nody tany amin’ny fonenany; i Balaka koa dia mba nandeha tany amin’izay nalehany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niainga i Balaama ary nandeha ka niverina ho any aminy. Ary i Balàka koa dia mba lasa nandeha.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Taorian’izany i Balahama dia niainga ka niverina nody tany aminy; fa i Balàka kosa nizotra lalan-kafa.
Malagasy Bible 1865
Dia niainga Balama ka lasa nody tany amin'ny fonenany; fa Balaka kosa nandeha tany amin'izay nalehany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niainga i Balama ka lasa nody tany amin’ny fonenany; i Balaka koa dia mba nandeha tany amin’izay nalehany.
malagasy
Dia niainga Balama ka lasa nody tany amin'ny fonenany; fa Balaka kosa nandeha tany amin'izay nalehany.