Numbers 24:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Noentin’Andriamanitra nivoaka avy tany Ejipta izy ary manan-kery toy ny ombimanga. Handany ny Jentilisa fahavalony izy ka hotapatapahiny ny taolany, ary haripany amin’ny zana-tsipìkany izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nentin’Andriamanitra nivoaka avy tany Ejipta izy, Ary nomeny azy ny herin’ny ombimanga. Mandevona ny firenena miady aminy izy, Manapaka ny taolany Sy mandripaka azy amin’ny zana-tsipìkany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nentin’Andriamanitra niala tany Ejipta izany vahoaka izany, ka manan-kery tsy hay tohaina tahaka ny an’ny omby dia. Mandevona ny hafa firenena fahavalony izy, ka manapatapaka ny taolany sy mandoadoaka azy amin’ny zana-tsipîka.
Malagasy Bible 1865
Nentin'Andriamanitra nivoaka avy tany Egypta izy. Ary manan-kery toy ny ombimanga; Handany ny jentilisa fahavalony izy, ka hotapatapahiny ny taolany, ary haripany amin'ny zana-tsipìkany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Noentin’Andriamanitra nivoaka avy tany Ejipta izy ary manan-kery toy ny ombimanga. Handany ny Jentilisa fahavalony izy ka hotapatapahiny ny taolany, ary haripany amin’ny zana-tsipìkany izy.
malagasy
Nentin'Andriamanitra nivoaka avy tany Egypta izy. Ary manan-kery toy ny ombimanga; Handany ny jentilisa fahavalony izy, ka hotapatapahiny ny taolany, ary haripany amin'ny zana-tsipìkany.