Numbers 25:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nitoetra tao Sitima ny Israely ka nanomboka nijangajanga tamin’ny zanakavavin’ny Moabita.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nandritra ny fipetrahan’i Israely tao Setima, dia rafitra nijangajanga tamin’ny zanaka vavin’i Moaba ny vahoaka,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nitoby tao Sitima ny Israelita ka nanomboka nijangajanga tamin’ny vehivavy môabita,
Malagasy Bible 1865
Ary nitoetra tao Sitima ny Isiraely, dia niantomboka nijangajanga tamin'ny zanakavavin'ny Moabita izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nitoetra tao Sitima ny Israely ka nanomboka nijangajanga tamin’ny zanakavavin’ny Moabita.
malagasy
[Ny nijangajangan'ny Isiraely tamin'ny zanakavavin'ny Moabita] Ary nitoetra tao Sitima ny Isiraely, dia niantomboka nijangajanga tamin'ny zanakavavin'ny Moabita izy.