Numbers 25:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
I Finehasa, zanak’i Eleazara, zanak’i Arona mpisorona, no nampiala ny fahatezerako tamin’ny Zanak’Israely satria nirehitra noho ny fitiavany Ahy izy; koa tsy nataoko lany ringana ny Zanak’Israely tamin’ny firehetan’ny fahatezerako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«I Finea, zanak’i Eleazara, zanak’i Aarôna mpisorona, no nampiala ny hatezerako tamin’ny zanak’i Israely, satria noho izy nazoto nitandro ny voninahitro teo afovoan’izy ireo, dia tsy nandringana ny zanak’i Israely Aho tamin’ny fahazotoako hitandro ny voninahitro.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–I Pinehasa, zanakalahin’i Elehazara sady zafikelin’i Aharôna mpisorona, no nampiala ny fahatezerako tamin’ny Israelita satria niseho ho saro-piaro momba Ahy teo anivon’izy ireo; ka dia tsy nataoko lany ringana ny Israelita, na dia saro-piaro amin’ny maha Andriamanitra Ahy aza Aho.
Malagasy Bible 1865
Finehasa, zanak'i Eleazara, zanak'i Arona mpisorona, nampiala ny fahatezerako tamin'ny Zanak'Isiraely, raha firehitra noho ny fitiavany Ahy izy; ka dia tsy nataoko lany ringana ny Zanak'Isiraely tamin'ny firehetan'ny fahatezerako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
I Finehasa, zanak’i Eleazara, zanak’i Arona mpisorona, no nampiala ny fahatezerako tamin’ny Zanak’Israely satria nirehitra noho ny fitiavany Ahy izy; koa tsy nataoko lany ringana ny Zanak’Israely tamin’ny firehetan’ny fahatezerako.
malagasy