Numbers 25:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izy sy ny taranany mandimby azy no hanana izany ho faneken’ny fisoronana mandrakizay satria nirehitra noho ny fitiavany an’Andriamaniny izy ka nanao fanavotana ho an’ny Zanak’Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia ho faneken’ny fisoronana mandrakizay, ho azy sy ny taranany mandimby azy, noho izy saro-piaro ho an’Andriamaniny, sy nanao ny fanonerana ho an’ny zanak’i Israely.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
izany fanekempihavanana izany dia hahatonga ny tenany sy ny taranany ho mpisorona hatrany, satria niseho ho saro-piaro momba Ahy i Pinehasa ka nahazo famelan-keloka ho an’ny Israelita.
Malagasy Bible 1865
ary izy sy ny zanany mandimby azy no hanana izany ho faneken'ny fisoronana mandrakizay, satria nirehitra noho ny fitiavany an'Andriamaniny izy ka nanao fanavotana ho an'ny Zanak'Isiraely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izy sy ny taranany mandimby azy no hanana izany ho faneken’ny fisoronana mandrakizay satria nirehitra noho ny fitiavany an’Andriamaniny izy ka nanao fanavotana ho an’ny Zanak’Israely.
malagasy
ary izy sy ny zanany mandimby azy no hanana izany ho faneken'ny fisoronana mandrakizay, satria nirehitra noho ny fitiavany an'Andriamaniny izy ka nanao fanavotana ho an'ny Zanak'Isiraely.