Numbers 25:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny anaran’ilay lehilahy israelita novonoina, izay niaraka nolefonina tamin-dRavehivavy midianita, dia Zimry, zanak’i Salo, loham-pianakaviana tamin’ny Simeonita.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Zamarì no anaran’ilay lehilahy Israelita, niara-novonoina tamin-dravehivavy Madianita; zanak’i Salò izy, sady filoham-pianakaviana tamin’ny Simeônita.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ilay Israelita, izay novonoina ho faty niaraka tamin’ilay vehivavy midianîta, dia i Zimrỳ zanakalahin’i Salò sady filoham-pianakaviana simehônita.
Malagasy Bible 1865
Ary ny anaran'ilay lehilahy Isiraelita novonoina, izay niaraka novonoina tamin-dravehivavy Midianita, dia Zimry, zanak i Salo, lohan'ny fianakaviana tamin'ny Simeonita.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny anaran’ilay lehilahy israelita novonoina, izay niaraka nolefonina tamin-dRavehivavy midianita, dia Zimry, zanak’i Salo, loham-pianakaviana tamin’ny Simeonita.
malagasy
Ary ny anaran'ilay lehilahy Isiraelita novonoina, izay niaraka novonoina tamin-dravehivavy Midianita, dia Zimry, zanak i Salo, lohan'ny fianakaviana tamin'ny Simeonita.