Numbers 25:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny anaran’ilay vehivavy midianita izay novonoina dia Kosby, zanak’i Zora, loham-pianakaviana tamin’ny Midianita.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary Kozbì no anaran’ilay vehivavy Madianita novonoina, zanak’i Sora, filoham-poko, amin’ny fokom-pianakaviana, any Madiàna azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ilay vehivavy midianîta maty kosa dia i Kôzbỳ, zanakalahin’i Tsora izay filoham-pianakaviana midianîta.
Malagasy Bible 1865
Ary ny anaran'ny vehivavy Midianita izay novonoina dia Kosby, zanak'i Zora, lohan'ny fianakaviana tamin'ny Midianita.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny anaran’ilay vehivavy midianita izay novonoina dia Kosby, zanak’i Zora, loham-pianakaviana tamin’ny Midianita.
malagasy
Ary ny anaran'ny vehivavy Midianita izay novonoina dia Kosby, zanak'i Zora, lohan'ny fianakaviana tamin'ny Midianita.