Numbers 25:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ataovy fahavalo ny Midianita ka tafiho;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Ataovy fahavalonareo ny Madianita, ka vonoy ireny,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Tafiho ny Midianîta ka aringano,
Malagasy Bible 1865
Rafeso ny Midianita, ka iadio;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ataovy fahavalo ny Midianita ka tafiho;
malagasy
Rafeso ny Midianita, ka iadio;fa izy nandrafy anareo tamin'ny fanangoleny, izay nanangoleny anareo tamin'ny an'i Peora sy Kosby anabaviny, zanakavavin'ny andriandahy Midianita anankiray, izay novonoina tamin'ny andron'ny areti-mandringana noho ny an'i Peora.