Numbers 25:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ireo dia nanasa ny olona hihinana tamin’ny zavatra novonoiny ho fanatitra ho an’ireo andriamaniny; koa nihinana ny olona sady niankohoka tamin’ireo andriamaniny ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary ireo nanasa ny vahoaka ho amin’ny fisoronana nataony tamin’ny andriamaniny, ka nihinana sy niankohoka tamin’ny andriamaniny ny vahoaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
izay nitarika azy hanao sorona amin’ireo andriamaniny.
Malagasy Bible 1865
Fa ireo nanasa ny olona hihinana tamin'ny zavatra novonoiny ho fanatitra ho an'ny andriamaniny, ka nihinana ny olona sady niankohoka tamin'ny andriamaniny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ireo dia nanasa ny olona hihinana tamin’ny zavatra novonoiny ho fanatitra ho an’ireo andriamaniny; koa nihinana ny olona sady niankohoka tamin’ireo andriamaniny ireo.
malagasy
Fa ireo nanasa ny olona hihinana tamin'ny zavatra novonoiny ho fanatitra ho an'ny andriamaniny, ka nihinana ny olona sady niankohoka tamin'ny andriamaniny.