Numbers 25:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Mosesy tamin’ireo mpitsara ny Israely: Samia ianareo mamono ny olom-peheziny izay niray tamin’i Baala-Peora!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Môizy tamin’ny mpitsaran’i Israely: «Samia ianareo mamono ny olom-peheziny izay niray tamin’i Beelfegôra.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Mosesy tamin’ny mpitsara israelita: –Aoka ianareo tsirairay avy samy hamono hahafaty ny olom-peheziny izay nanolo-tena hivavaka tao Bahàla-Pehôra!
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Mosesy tamin'ny mpitsara ny Isiraely: Samia ianareo mamono ny olom-peheziny, izay niray tamin'i Bala-peora.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Mosesy tamin’ireo mpitsara ny Israely: Samia ianareo mamono ny olom-peheziny izay niray tamin’i Baala-Peora!
malagasy
Dia hoy Mosesy tamin'ny mpitsara ny Isiraely: Samia ianareo mamono ny olom-peheziny, izay niray tamin'i Bala-peora.