Numbers 25:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary raha nahita izany i Finehasa, zanak’i Eleazara, zanak’i Arona mpisorona, dia nitsangana niala teo amin’ny fiangonana izy ka nitondra lefona teny an-tanany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Vao nahita izany i Finea, zanak’i Eleazara zanak’i Aarôna mpisorona, dia nitsangana teo afovoan’ny fiangonana; nitondra lefona teny an-tanany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha nahita izany i Pinehasa, zanakalahin’i Elehazara sady zafikelin’i Aharôna mpisorona, dia nitsangana teo anivon’ny Fiangonana ka nandray lefona;
Malagasy Bible 1865
Ary raha nahita izany Finehasa, zanak'i Eleazara, zanak'i Arona mpisorona, dia nitsangana niala teo amin'ny fiangonana izy ka nitondra lefona teny an-tànany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary raha nahita izany i Finehasa, zanak’i Eleazara, zanak’i Arona mpisorona, dia nitsangana niala teo amin’ny fiangonana izy ka nitondra lefona teny an-tanany.
malagasy
Ary raha nahita izany Finehasa, zanak'i Eleazara, zanak'i Arona mpisorona, dia nitsangana niala teo amin'ny fiangonana izy ka nitondra lefona teny an-tànany;