Numbers 25:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nandeha nanaraka ilay lehilahy israelita tao an-day izy ary nataony indray nandefona izy roa, dia ny lehilahy israelita sy ilay vehivavy, ka voagorobaka hatrany amin’ny kibon-dRavehivavy. Dia nitsahatra ny areti-mandringana teo amin’ny Zanak’Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
nanaraka ilay lehilahy Israelita tao anatin’ny lay ka nandefona azy roaroa, dia ralehilahy Israelita sy ilay vehivavy, tamin’ny kibony. Nitsahatra tamin’izay ny loza teo amin’ny zanak’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
narahiny hatrany an-dainy ilay lehilahy israelita ka nolefoniny niaraka tamin’ny vadiny tao. Dia nitsahatra ny areti-mandringana namely ny Israelita.
Malagasy Bible 1865
dia nandeha nanaraka ilay lehilahy Isiraelita tao an-day izy, ary nataony indray nandefona izy roroa, dia ny lehilahy Isiraelita sy ny vehivavy, ka voagorobaka hatrany amin'ny kibon-dravehivavy. Dia natsahatra ny areti-mandringana teo amin'ny Zanak'Isiraely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nandeha nanaraka ilay lehilahy israelita tao an-day izy ary nataony indray nandefona izy roa, dia ny lehilahy israelita sy ilay vehivavy, ka voagorobaka hatrany amin’ny kibon-dRavehivavy. Dia nitsahatra ny areti-mandringana teo amin’ny Zanak’Israely.
malagasy