Numbers 25:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Efatra arivo sy roa alina ireo maty tamin’ny areti-mandringana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nisy 24.000 no matin’ny loza.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo matin’io areti-mandringana io dia nahatratra 24 000.
Malagasy Bible 1865
Ary izay maty tamin'ny areti-mandringana dia efatra arivo amby roa alina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Efatra arivo sy roa alina ireo maty tamin’ny areti-mandringana.
malagasy
Ary izay maty tamin'ny areti-mandringana dia efatra arivo amby roa alina.