Numbers 26:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
hoy NY TOMPO tamin’i Mosesy sy i Eleazara, zanak’i Arona mpisorona:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Taorian’izany loza izany, dia niteny tamin’i Môizy sy i Eleazara zanak’i Aarôna mpisorona i Iaveh nanao hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia hoy ny TOMPO tamin’i Mosesy ary tamin’i Elehazara mpisorona sady zanakalahin’i Aharôna:
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa afaka ny areti-mandringana, dia hoy Jehovah tamin'i Mosesy sy Eleazara, zanak'i Arona mpisorona:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
hoy NY TOMPO tamin’i Mosesy sy i Eleazara, zanak’i Arona mpisorona:
malagasy
[Ny nandaminana ny Isiraely fanindroany, teo Arbota-moaba] Ary rehefa afaka ny areti-mandringana, dia hoy Jehovah tamin'i Mosesy sy Eleazara, zanak'i Arona mpisorona: