Numbers 26:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
kanefa nisokatra ny tany ka nitelina azy ireo mbamin’i Kora, tamin’ny nahafatesan’izany antokony izany ary levon’ny afo koa ny dimampolo sy roanjato lahy ka tonga fananarana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary nivava ny tany nitelina azy ireo mbamin’i Kôre, raha levona izany antokony izany, ka voadoron’ny afo ny lehilahy 250, ka tonga fananarana izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nisokatra ny tany ka nitelina azy ireo mbamin’i Kôra, tamin’ny andro nahafatesan’ny tariny sy nandevonan’ny afo lehilahy 250 izay natao ho ohatra ho an’ny vahoaka sisa.
Malagasy Bible 1865
ary nisokatra ny tany ka nitelina azy mbamin'i Kora, tamin'ny nahafatesan'izany antokony izany, ary levon'ny afo koa ny dimam-polo amby roan-jato lahy ka tonga fananarana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
kanefa nisokatra ny tany ka nitelina azy ireo mbamin’i Kora, tamin’ny nahafatesan’izany antokony izany ary levon’ny afo koa ny dimampolo sy roanjato lahy ka tonga fananarana.
malagasy
ary nisokatra ny tany ka nitelina azy mbamin'i Kora, tamin'ny nahafatesan'izany antokony izany, ary levon'ny afo koa ny dimam-polo amby roan-jato lahy ka tonga fananarana.