Numbers 26:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny taranak’i Gada, araka ny fianakaviany, dia izao: Avy tamin’i Zefona, ny fianakavian’ny Zefonita; avy tamin’i Hagy, ny fianakavian’ny Hagita; avy tamin’i Sony, ny fianakavian’ny Sonita;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Zanak’i Gada, araka ny fokony avy: ny fokon’ny Sefônita avy tamin’i Sefôna, ny fokon’ny Agita avy tamin’i Agỳ, ny fokon’ny Sonita avy tamin’i Sonỳ,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny taranak’i Gada, araka ny tarika tao aminy, dia izao: ny Tsefônita avy tamin’i Tsefôna; ny Hagita avy tamin’i Hagỳ; ny Sonita avy tamin’i Sonỳ;
Malagasy Bible 1865
Ny taranak'i Gada, araka ny fokony, dia izao: avy tamin'i Zefona ny fokon'ny Zefonita; avy tamin'i Hagy ny fokon'ny Hagita; avy tamin'i Sony ny fokon'ny Sonita;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny taranak’i Gada, araka ny fianakaviany, dia izao: Avy tamin’i Zefona, ny fianakavian’ny Zefonita; avy tamin’i Hagy, ny fianakavian’ny Hagita; avy tamin’i Sony, ny fianakavian’ny Sonita;
malagasy
Ny taranak'i Gada, araka ny fokony, dia izao: avy tamin'i Zefona ny fokon'ny Zefonita; avy tamin'i Hagy ny fokon'ny Hagita; avy tamin'i Sony ny fokon'ny Sonita;