Numbers 26:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Alao isa ny fiangonan’ny Zanak’Israely manontolo, hatramin’ny roapolo taona no ho miakatra, araka ny fianakaviany avy, dia izay rehetra avy amin’ny Israely azo alefa hanafika ao amin’ny Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Alao isa ny fiangonan’ny zanak’i Israely rehetra, hatramin’ny roapolo taona no ho miakatra, araka ny fokom-pianakaviany avy, dia ny lehilahy rehetra mahatàm-piadiana amin’i Israely.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Manaova fanisàm-bahoaka isam-pianakaviana eo amin’ny Fiangonan’i Israely, dia izay lehilahy rehetra roapolo taona no ho miakatra ka mahatam-piadiana.
Malagasy Bible 1865
Alao isa ny fiangonana, dia ny Zanak'Isiraely rehetra, hatramin'ny roa-polo taona no ho miakatra, araka ny fianakaviany avy, dia izay rehetra amin'ny Isiraely azo halefa hanafika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Alao isa ny fiangonan’ny Zanak’Israely manontolo, hatramin’ny roapolo taona no ho miakatra, araka ny fianakaviany avy, dia izay rehetra avy amin’ny Israely azo alefa hanafika ao amin’ny Israely.
malagasy
Alao isa ny fiangonana, dia ny Zanak'Isiraely rehetra, hatramin'ny roa-polo taona no ho miakatra, araka ny fianakaviany avy, dia izay rehetra amin'ny Isiraely azo halefa hanafika.