Numbers 26:20 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny taranak’i Joda, araka ny fianakaviany, dia izao: Avy tamin’i Sela, ny fianakavian’ny Selita; avy tamin’i Fareza, ny fianakavian’ny Farezita; avy tamin’i Zera, ny fianakavian’ny Zerita.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no zanak’i Jodà, araka ny fokony avy: ny fokon’ny Selaita avy tamin’i Selà, ny fokon’ny Farezita avy tamin’i Farezy, ny fokon’ny Zareita avy tamin’i Zare.
Malagasy Bible 1865
Ary ny taranak'i Joda, araka ny fokony, dia izao: avy tamin'i Sela ny fokon'ny Selita; avy tamin'i Fareza ny fokon'ny Farezita; avy tamin'i Zera ny fokon'ny Zerita.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny taranak’i Joda, araka ny fianakaviany, dia izao: Avy tamin’i Sela, ny fianakavian’ny Selita; avy tamin’i Fareza, ny fianakavian’ny Farezita; avy tamin’i Zera, ny fianakavian’ny Zerita.
malagasy