Numbers 26:21 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny taranak’i Fareza dia izao: Avy tamin’i Hezrona, ny fokon’ny Hezronita; avy tamin’i Hamola, ny fianakavian’ny Hamolita.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny zanak’i Farezy dia izao: ny fokon’ny Hesrônita avy tamin’i Hesrôna, ny fokon’ny Hamolita avy tamin’i Hamola.
Malagasy Bible 1865
Ary ny taranak'i Fareza dia izao: avy tamin'i Hezrona ny fokon'ny Hezronita; avy tamin'i Hamola ny fokon'ny Hamolita.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny taranak’i Fareza dia izao: Avy tamin’i Hezrona, ny fokon’ny Hezronita; avy tamin’i Hamola, ny fianakavian’ny Hamolita.
malagasy
Ary ny taranak'i Fareza dia izao: avy tamin'i Hezrona ny fokon'ny Hezronita; avy tamin'i Hamola ny fokon'ny Hamolita.