Numbers 26:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
avy tamin’i Jasoba, ny fianakavian’ny Jasobita; avy tamin’i Simrona, ny fianakavian’ny Simronita.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny fokon’ny Jasobita avy tamin’i Jasoba, ny fokon’ny Semranita avy tamin’i Semrana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny Jasobita avy tamin’i Jasoba; ny Simrônita avy tamin’i Simrôna.
Malagasy Bible 1865
avy tamin'i Jasoba ny fokon'ny Jasobita; avy tamin'i Simrona ny fokon'ny Simronita,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
avy tamin’i Jasoba, ny fianakavian’ny Jasobita; avy tamin’i Simrona, ny fianakavian’ny Simronita.
malagasy
avy tamin'i Jasoba ny fokon'ny Jasobita; avy tamin'i Simrona ny fokon'ny Simronita,