Numbers 26:29 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny taranak’i Manase dia izao: Avy tamin’i Makira, ny fianakavian’ny Makirita; ary i Makira no niteraka an’i Gileada; avy tamin’i Gileada, ny fianakavian’ny Gileadita.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Zanak’i Manase: ny fokon’ny Makirita avy tamin’i Makira, ary i Makira niteraka an’i Galaada, ny fokon’ny Galaadita avy tamin’i Galaada.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny fokon’i Manase dia nisy ireto tarika ireto: ny Makirita avy tamin’i Makira; ny Gilehadita avy tamin’i Gilehada zanakalahin’i Makira.
Malagasy Bible 1865
Ny taranak'i Manase dia izao: avy tamin'i Makira ny fokon'ny Makirita; ary Makira niteraka an'i Gileada; avy tamin'i Gileada ny fokon'ny Gileadita.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny taranak’i Manase dia izao: Avy tamin’i Makira, ny fianakavian’ny Makirita; ary i Makira no niteraka an’i Gileada; avy tamin’i Gileada, ny fianakavian’ny Gileadita.
malagasy
Ny taranak'i Manase dia izao: avy tamin'i Makira ny fokon'ny Makirita; ary Makira niteraka an'i Gileada; avy tamin'i Gileada ny fokon'ny Gileadita.