Numbers 26:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary i Mosesy sy i Eleazara mpisorona dia niteny taminy tany Arbota-Moaba, teo amoron’i Jordana, tandrifin’i Jeriko hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nilaza tamin’ny olona i Môizy sy i Eleazara mpisorona, tao amin’ny tany lemak’i Moaba, akaikin’i Jordany, tandrifin’i Jerikô, ka nanao hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Teo amin’ny lemak’i Môaba amoron’i Jôrdàna tandrifin’i Jerikao no nitenenan’i Mosesy sy i Elehazara mpisorona tamin’ireo Israelita ka nanambarany
Malagasy Bible 1865
Ary Mosesy sy Eleazara mpisorona dia nilaza taminy teo Arbota-moaba, teo amoron'i Jordana tandrifin'i Jeriko, ka nanao hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary i Mosesy sy i Eleazara mpisorona dia niteny taminy tany Arbota-Moaba, teo amoron’i Jordana, tandrifin’i Jeriko hoe:
malagasy
Ary Mosesy sy Eleazara mpisorona dia nilaza taminy teo Arbota-moaba, teo amoron'i Jordana tandrifin'i Jeriko, ka nanao hoe: