Numbers 26:30 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no taranak’i Gileada: Avy tamin’i Jezera, ny fianakavian’ny Jezerita; avy tamin’i Heleka, ny fianakavian’ny Helekita;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no zanak’i Galaada: i Jezera iavian’ny fokon’ny Jezerita, avy amin’i Heleka ny fokon’ny Helikita,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny taranak’i Gilehada dia ireto fianakaviana ireto: ny Ihezerîta avy tamin’i Ihezera, ny Helekita avy tamin’i Heleka,
Malagasy Bible 1865
Izao no taranak'i Gileada: avy tamin'i Jezera ny fokon'ny Jezerita; avy tamin'i Heleka ny fokon'ny Helekita;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no taranak’i Gileada: Avy tamin’i Jezera, ny fianakavian’ny Jezerita; avy tamin’i Heleka, ny fianakavian’ny Helekita;
malagasy
Izao no taranak'i Gileada: avy tamin'i Jezera ny fokon'ny Jezerita; avy tamin'i Heleka ny fokon'ny Helekita;