Numbers 26:35 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no taranak’i Efraima, araka ny fianakaviany: Avy tamin’i Sotela, ny fianakavian’ny Sotelita; avy tamin’i Bekera, ny fianakavian’ny Bekerita; avy tamin’i Tahana, ny fianakavian’ny Tahanita.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ireto no zanak’i Efraima, araka ny fokony avy: ny fokon’ny Sotalaïta avy amin’ny Sotalà, ny fokon’ny Bekrita avy amin’i Bekera, ny fokon’ny Tehenita avy amin’i Tehena.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny fokon’i Efraîma, araka ny tarika tao aminy, dia izao: ny Sotelahita avy tamin’i Sotelà; ny Bekerita avy tamin’i Bekera; ny Tahanita avy tamin’i Tahàna.
Malagasy Bible 1865
Izao no taranak'i Efraima, araka ny fokony: avy tamin'i Sotela ny fokon'ny Sotelita; avy tamin'i Bekera ny fokon'ny Bekerita; avy tamin'i Tahana ny fokon'ny Tahanita.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no taranak’i Efraima, araka ny fianakaviany: Avy tamin’i Sotela, ny fianakavian’ny Sotelita; avy tamin’i Bekera, ny fianakavian’ny Bekerita; avy tamin’i Tahana, ny fianakavian’ny Tahanita.
malagasy
Izao no taranak'i Efraima, araka ny fokony: avy tamin'i Sotela ny fokon'ny Sotelita; avy tamin'i Bekera ny fokon'ny Bekerita; avy tamin'i Tahana ny fokon'ny Tahanita.