Numbers 26:38 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny taranak’i Benjamina, araka ny fianakaviany, dia izao: Avy tamin’i Bela, ny fokon’ny Belita; avy tamin’i Asibela, ny fianakavian’ny Asibelita; avy tamin’i Ahirama, ny fianakavian’ny Ahiramita;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Zanak’i Benjamina, araka ny fokony avy: ny fokon’ny Belaita avy tamin’i Bela, ny fokon’ny Asbelita avy tamin’i Asbela, ny fokon’ny Ahiramita avy tamin’i Ahirama,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny taranak’i Benjamîna, araka ny tarika tao aminy, dia izao: ny Belahîta avy tamin’i Belà; ny Asbelita avy tamin’i Asbela; ny Ahiramita avy tamin’i Ahirama;
Malagasy Bible 1865
Ny taranak'i Benjamina, araka ny fokony, dia izao: avy tamin'i Bela ny fokon'ny Belita; avy tamin'i Asibela ny fokon'ny Asibelita; avy tamin'i Ahirama ny fokon'ny Ahiramita;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny taranak’i Benjamina, araka ny fianakaviany, dia izao: Avy tamin’i Bela, ny fokon’ny Belita; avy tamin’i Asibela, ny fianakavian’ny Asibelita; avy tamin’i Ahirama, ny fianakavian’ny Ahiramita;
malagasy
Ny taranak'i Benjamina, araka ny fokony, dia izao: avy tamin'i Bela ny fokon'ny Belita; avy tamin'i Asibela ny fokon'ny Asibelita; avy tamin'i Ahirama ny fokon'ny Ahiramita;